Articles by
Admin Malina
Toekarena
[VIDEO] Lavanilina sy jono, sehatra ianjadian’ny kolikoly
Seha-pihariana lehibe ho an'i Madagasikara ny famokarana lavanilina (faritra Atsimo Atsinana) sy ny jono (Anosy), kanefa ahitana singa maromaro izay manome vahana ny kolikoly.
496 mpitsidika
Read
Simban’ny kolikoly ny dinan’Ihorombe
Trandraka by Malina
Nahato ny dinan’Ihorombe. Antony: vaoteriterin’ny fanararaotampahefana ny fampiharana ity fifanaraham-piarahomonina ity. Simban’ny kolikoly ny dina.
715 mpitsidika
Read
Politika
Toekarena
[VIDEO] Jiro Maizina ao amin’ny Jirama
Nasehon’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-MG) ao anatin’ny tambazotra Malina ivondronan’ny mpanao gazety mpanatsikafona, ny momba...
1170 mpitsidika
Read
Halatra omby : tambazotra mafy orina ao Analamanga
Trandraka by Malina
Mahazo vahana amin’ny faritra Analamanga sy ny kaominina manodidina ny fanodikondinana halatr’omby. Manahy ireo niharan’izany fa misy firaisana tsikombakomba avy amin’ny manampahefana satria dia lasa manana taratasy ara-dalàna ireo dahalo. Taratasimpanjakana izay tsy mivoaka raha tsy avy amin’ny manampahefana hatrany.
692 mpitsidika
Read
Sosialy
Aoka izay ny fahanginana manarona ny kolikoly ara-nofo
Ireo iharany ? Mpianatra, mpiofana ho mpitsabo, mpiasa, mpianatra asa. Ireo mpanery ? Mpampiasa, mpampianatra, mpitsabo matihanina, olona manana andraikitra ambony amin’ny tany sy fanjakana ary fanta-poko fanta-pirenena, mpifehy samihafa.
1364 mpitsidika
Read
Tsy nosokajiana
Ady tany ao Bealanana : kolikoly miteraka fifamonoana sy olana sosialy
Mifamono ny mponina avy ao Matsaborimena, fokontany Ambalabe Mahafahana sy ny avy ao amin’ny fokontany Beanantsindra sy Anolakely ary Ambohimitsinjo, kaominina Ambatosia, distrikan’i Bealanana isaky ny fiakaram-bokatra: miady vary. Vokatry ny ady tany tsy mety ahitam-bahaolana, isehoan’ny kolikoly sy lainga no antony. Sahirana noho ny olana ara-tsosialy sy ara-toekarena aterak’izany ny mponina.
245 mpitsidika
Read
Politika
Mpanamboatra pasipaoro belza iray nandoa tsolotra hahazahoana tsenambarompanjakana teto Madagasikara
Ity lahatsoratra ity dia navoakan'ny Organized Crime and Corruption Reporting Project (OCCRP) tamin'ny teny anglisy ny 09 septambra 2020. Indro avoakanay etoana ny dikanteny malagasy amin'ity lahatsoratra ity, nahazahoana alalana avy amin'ny OCCRP.
546 mpitsidika
Read
Politika
Fanarenana ny Rovan’i Manjakamiadana : tsy fanarahan-dalana sy kitranoantrano
Miteraka ahiahy sy resabe ny asa fanamboarana ny Rovan’Antananarivo. Mifamahofaho ny fanontaniana, satria tsy hita ny fangaraharaharana na eo amin’ny fampiasam-bola na eo amin’ny ny tolo-bidy. Ny fanazavana entin’ny fitondrana rahateo dia tsy azo raha tsy misy toe-javatra mampiahiahy izay miparitaka ao amin’ny tambajotra sosialy. Manampy trotraka ny fanontaniana maro momba ny kianja Masoandro.
823 mpitsidika
Read
Want to stay up to date with the latest news?
We would love to hear from you! Please fill in your details and we will stay in touch. It's that simple!