Vaovao

Industrie extractive : L’Omnis a mauvaise mine

Dabara : havokavoka maina ao Menabe

[VIDEO] RIO TINTO QMM : "Miliara afa-drakotra"

Potehana amin’ny voly lomotra tsy ara-dalàna ny Mer d’Emeraude !

Vohibola, la forêt sacrifiée de l’Est !

[VIDEO] Vonjeo Anjozorobe Angavo!

[Vidéo] Covid-19 : "SAVA PAS!"

Grafita ao Brickaville : manjavozavo ny tombony ho an'ny mponina!

[VIDEO] Lavanilina sy jono, sehatra ianjadian'ny kolikoly

Fanondranana omby an-tsokosoko eto Madagasikara

Industrie extractive : L’Omnis a mauvaise mine

Dabara : havokavoka maina ao Menabe

[VIDEO] RIO TINTO QMM : "Miliara afa-drakotra"

Potehana amin’ny voly lomotra tsy ara-dalàna ny Mer d’Emeraude !

Vohibola, la forêt sacrifiée de l’Est !

[VIDEO] Vonjeo Anjozorobe Angavo!

[Vidéo] Covid-19 : "SAVA PAS!"

Grafita ao Brickaville : manjavozavo ny tombony ho an'ny mponina!

[VIDEO] Lavanilina sy jono, sehatra ianjadian'ny kolikoly

Fanondranana omby an-tsokosoko eto Madagasikara

Hijery vaovao hafa.
Vaovao

Industrie extractive : L’Omnis a mauvaise mine

Dabara : havokavoka maina ao Menabe

Industrie extractive : L’Omnis a mauvaise mine

Dabara : havokavoka maina ao Menabe

Hijery vaovao hafa.

Iza moa izahay ?

Momba ny tambazotra MALINA

Inona moa ny tambazotra ALINA ?

MALINA, tambazotran’ny mpanao gazety mpanatsikafona, natsangan’ny  Transparency International – Initiative Madagascar (TI-MG) tamin’ny 2018, hanamafisana ny ady amin’ny kolikoly

Inona no maha samihafa ny MALINA ?

Ity tambazotra ity dia manome ny mpanao gazety fahafahana hiasa an-kahalalahana, am-pahaleovantena eo ampanantanterahana  ny fikarohana ataony.                                             

Manofana hatrany ny mpanao gazety mpikambana ao aminy ny tambazotra, momba ireo lohahevitra manokana ao anatin’ny ady amin’ny kolikoly.

Manampy ny mpikambana hampivelatra ny fiarahamiasa mahomby eo amin’ny tontolon’ny asa an-gazety  .

Isa manamarika tamin’ny 2021

Mpanao gazety 21 ao amin’ny tambazotra MALINA, Mpanao gazety 80 ao amin’ny tambazotra TRANDRAKA
Fanatsikafonana miisa 21
Fiofanana miisa 04

Iza no afaka miantso ny tambazotra MALINA ?

Ny olompirenena, ny mpisintona lakolosy, ny fikambanana sy vondrona samihafa, izay manana vaovao na fanahiana trangana kolikoly lehibe eto Madagasikara, izay heverina hisy fiandraikany amin’ny soa iombonana.

 Miaro ny loharanom-baovaony ny tambazotra MALINA ary miaro ny fijoeroany vavolombelona

Mpanao gazety ianao ?

Liana amin'ny hetsika ataon'ny tambajotra MALINA ve ianao?

Miaraha aminay !

Rafitra anatiny

Mifandraisa form malina

Miarahaba,
Lasa soamantsara ny hafatra.

Ny ekipan’ny MALINA

Mifandraisa form malina

Diso

Miarahaba,
Avereno ny fangatahana azafady !

Ny ekipan’ny MALINA

Newsletter malina

Fanamarinana ny fisoratana anarana

Miarahaba,
Faly be izahay manamafy ny famandrihana anao amin'ny newsletter MALINA.

Ny ekipan’ny MALINA

Newsletter malina

Diso

Ny ekipan’ny MALINA

Mampiasa cookies ity tranonkala ity.

Rehefa manohy mizaha ity tranonkala ity ianao dia manaiky ny fampiasana cookies