Vaovao

Industrie extractive : L’Omnis a mauvaise mine

Dabara : havokavoka maina ao Menabe

[VIDEO] RIO TINTO QMM : "Miliara afa-drakotra"

Potehana amin’ny voly lomotra tsy ara-dalàna ny Mer d’Emeraude !

Vohibola, la forêt sacrifiée de l’Est !

[VIDEO] Vonjeo Anjozorobe Angavo!

[Vidéo] Covid-19 : "SAVA PAS!"

Grafita ao Brickaville : manjavozavo ny tombony ho an'ny mponina!

[VIDEO] Lavanilina sy jono, sehatra ianjadian'ny kolikoly

Fanondranana omby an-tsokosoko eto Madagasikara

Hijery vaovao hafa.

[VIDEO] RIO TINTO QMM : “Miliara afa-drakotra”

Hatramin’ny nisian’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ataon’ny orinasa Rio Tinto  QMM ao Taolagnaro, dia tsy mbola nanolotra ny kaonty fitantanam-bolany teny anivon’ny Fitsaràna ara-bola, araka ny voalazan’ny lalàna manan-kery  ny kaominina ambanivohitra  Ampasy Nahapoana sy Mandromodromotra izay anisan’ny mpahazo tombotsoa amin’ny tamberim-bidy avy amin’ny orinasa QMM.

Ity fanadihadiana fanatsikafonana natao ity, no kitika niteraka ny tranga nahatonga ny Fitsaràna ara-bola ao Toliara nanokatra fanadihadiana ara-pitsaràna momba ny kaonty  fitantanam-bola ao amin’ny Kaominina Ampasy Nahapoana sy Mandromodromotra.

Araka ny fanazavana avy amin’ny mpanolotsaina iray eo anivon’ny Fitsarana ara-bola any Toliara, dia ny Fitsarana ara-bola any Maroc no manao tantsoroka amin’ny fanatanterahana ny fanadihadiana ka handefa Mpitsara ara-bola hiara-miasa amin’ny Mpitsara ara-bola ao Toliara.

Efa nanomboka ny volana Mai 2023 teo ny fanomanana ny fanadihadiana iarahan’ny Fitsarana ara-bola any Toliara sy ny Mpitsara avy amin’ny Fitsarana ara-bola any Maroc. Ny volana Aogositra 2023 izao ny fidinana ifotony ary ny volana janoary 2024 no heverina fa hivoaka ny tatitra feno momba ny fanadihadiana ara-pitsarana.

Nandritra ny dimy volana, nanomboka ny volana jona 2022 hatramin’ny oktobra 2022 no nanatontosana Ity horonantsary fanadihadiana ity ary nifantoka tamin’ny fitantanam-bola  tao amin’ny kaominina Mandromodromotra sy Ampasy Nahapoana. Mbola mitohy amin’ny fanaovana fanjohiana ny fanadihadiana, hatramin’izao fotoana amoahana  ny horonantsary izao.

Lire la suite

Ces articles peuvent aussi vous intéresser

Articles les plus consultés

Articles récents

Industrie extractive : L’Omnis a mauvaise mine

L’Office des mines nationales et des industries stratégiques (Omnis) traverse une mauvaise passe entre chute de recettes et dépenses incontrôlées. Analyse. « Nous attirons également...

Dabara : havokavoka maina ao Menabe

Tombanana ho velarantany azo volena sady mahavokatra mihoatra ny 6000 ha no jerempotsiny ao Menabe. Mikorontana ny fitantanana ny tambazotra avy ao Dabara, tsy...

[VIDEO] RIO TINTO QMM : “Miliara afa-drakotra”

Hatramin’ny nisian’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ataon’ny orinasa Rio Tinto  QMM ao Taolagnaro, dia tsy mbola nanolotra ny kaonty fitantanam-bolany teny anivon’ny Fitsaràna ara-bola,...

Tags les plus consultés

Mifandraisa form malina

Miarahaba,
Lasa soamantsara ny hafatra.

Ny ekipan’ny MALINA

Mifandraisa form malina

Diso

Miarahaba,
Avereno ny fangatahana azafady !

Ny ekipan’ny MALINA

Newsletter malina

Fanamarinana ny fisoratana anarana

Miarahaba,
Faly be izahay manamafy ny famandrihana anao amin'ny newsletter MALINA.

Ny ekipan’ny MALINA

Newsletter malina

Diso

Ny ekipan’ny MALINA

Mampiasa cookies ity tranonkala ity.

Rehefa manohy mizaha ity tranonkala ity ianao dia manaiky ny fampiasana cookies